Amin'ny maha-mpamorona lohalaharana na olona manam-pahaizana amin'ny teknolojia manana traikefa mitovy amin'izany dia asaina am-pitiavana ianao handray anjara amin'ny famaranana ny tahiry open source sy ny fidirana malalaka

'Observatory famatsiam-bola ho an'ireo mpikaroka sy mpanao politika afrikanina

Misy antontan-taratasy ao amin'ny https://research-db-docs.netlify.app/

Mitady fanampiana izahay hametrahana ny lohalaharana ho an'ny kinova kely indrindra momba ny vokatra (eo ho eo amin'ny 10h) ary raisina an-tanan-droa ny fambara sy ny tolo-kevitra. Na dia tsy afaka manolotra be dia be amin'ny resaka karama aza izahay dia manana vola hanekena ireo ezaka ireo.

Stefan Skupien (Alemaina) sy Dean Kayton (Afrika Atsimo)

Raha liana handray anjara amin'ity tetik'asa ity ianao ary manana ny takiana ilaina dia fenoy ny takelaka etsy ambany.

Url form: https://forms.gle/hL6juEbZN2HyM9cKA