Hetsika fiaraha-miasa tohanan'ny Tahiry Lacuna ary tantanan'ireto fikambanana manaraka ireto:

Famoronana asa soratra siantifika ho an'i Afrika

Raha resaka fifandraisana ara-tsiansa sy fanabeazana no resahina dia zava-dehibe ny fiteny. Ny fahafahan'ny siansa resahina amin'ny fiteny indizeny eo an-toerana dia tsy vitan'ny hoe manampy amin'ny fanitarana ny fahalalana ho an'ireo izay tsy miteny anglisy na frantsay ho fiteny voalohany fa afaka mampiditra ny zava-misy sy ny fomban'ny siansa amin'ny kolontsaina izay nolavina izany taloha. . Noho izany, ny ekipa dia hanangana corpus mirazotra amin'ny fiteny maro an'ny fikarohana Afrikana, amin'ny alàlan'ny fandikana ireo taratasy fikarohana afrikana mialoha fanontana navoaka tao amin'ny AfricArxiv ho amin'ny fiteny afrikana 6 samihafa.

Vakio ny famaritana ny tetikasa feno ao amin'ny masakhane.io/…/masakhane-mt-decolonise-science.

Tohano ity tetikasa ity mihoatra ny faritra misy anay ankehitriny.

Lahatsoratra bilaogy mifandraika